vend RAV 4 mila mitandrina | Voitures, camions & utilitaires - Véhicules | Antananarivo | Lily.mg

vend RAV 4 mila mitandrina

Ilazana isika rehetra fa misy olona mitonona ny tenany ho vazaha mivarotra Rav 4 na fiara hafa amin'ny vidiny ambany dia ambany. Mody mametra num fossika izy hisitonany an'ialahy mpividy nefa num tsy misy no omeny.rehefa avy eo dia milaza tsy eto dago intsony izy ka mila mandefa avance amin'ny compte banque iray ialahy zay izy vao ho tonga eto hivarotra ny fiara.

Mba mailo ry zalahy fa tsy tery lalana ny ratsy a, aza manaiky mandoha vola amin'iza amin'iza izany raha tsy ita maso ny fiara sy ny tompony mazava ary misy taratasy hifanaovana.

Déposée 26 août 2016, 07:30:26
Par alex
Identifiant de l'annonce : rjwa1j

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46