Covoiturage Morondava ou Diego fin Juillet 2016 | Voitures, camions & utilitaires - Véhicules | Antananarivo | Lily.mg

Covoiturage Morondava ou Diego fin Juillet 2016

Salama daholo,

Sao dia misy lina, mikasa ny andé vacances Morondava na Diego izahay telo mianaka @ty faraparan'ny volana Jolay ity (18 - 30), ny fiaranay nefa 7 places, 2 places iany no laninay satri mbola zaza 2 taona ilay zanakay, sao dia misy mazoto hiaraka aminay ianareo?, 5 mianaka no azonay entina, miresaka sy mifanaraka tsara isika dia raikitra.

Terracan ny fiara, xxxxTBG, mbola tena tsara ary climatisé.

Déposée 06 juillet 2016, 13:00:58
Par Terracan
Identifiant de l'annonce : 85u48e

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46