MOTO MOBILETTE de marque TVS 100cc | Motos & scooters - Véhicules | Antananarivo | Lily.mg

MOTO MOBILETTE de marque TVS 100cc

MOTO MOBILETTE de marque TVS 100cc

ITY INDRAY ARY E HO ANAO MPAKAFY MOTO MOBILETTE METY AHASOA ANAO ITY TOLOTRA MANARAKA ITY
MOTO MOBILETTE de MARQUE TVS
4T izy, 100 cc, reservoir 4L, consommation 1L/100km
Siege ariana demontable. Couleur disponible rouge et bleu
Demarage kick( ts mis demareur),tsy misy vitesse afaka anaovanao ny course anao eto am ville eny na any ambanivohitra ihany koa ary satria tsy manahirana ny mitondra azy.
izy io dia jifainao amin'ny vidiny 2600000 Ariary
Koa raha maha liana anao ity tolotra ity dia aza misalasala miantso anay.
Koa araraoty fa efa tena vitsy dia vitsy sisa ny ato a.






Déposée 11 janvier 2018, 06:49:34
Par Za Io
Identifiant de l'annonce : gqb5oz
Catégorie : Motos & scooters
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46