PROJECTEUR SOLAIRE 20W | Autres - Véhicules | Antananarivo | Lily.mg

PROJECTEUR SOLAIRE 20W

PROJECTEUR SOLAIRE 20W

GRAND PROMOTION E
Ity indray misy nouveauté ho antsika PROJECTEUR SOLAIRE 20W,et de
battery interne 3,7V, izany hoe tsy mila courant izy fa efa misy plaque
solaire Polychristalline 20W. miaraka aminy ichargena azy ary misy
commande ihany koa hampirehetana sy hamonoana azy,ary afaka atao mode
automatique izy izany hoe,maty rehefa amin'ny atoandro fa mirehitra
automatique @ alina satria rehefa tena chargé izi dia maharitra
mirehitra mandraparainan'ny andro, mahasolo jiro tsara izy..
Koa aza misalasala intsony ary mliantso anay raha toa ka mahaliana anoa ity tolotra ity.
Izy ity dia jifainao amin'ny vidiny 255000ariary
KOA ARARAOTY E









Déposée 24 janvier 2018, 06:08:02
Par Za Io
Identifiant de l'annonce : l6cvgg
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46