Mitady Mpanampy ao antrano | Autres - Véhicules | Antananarivo | Lily.mg

Mitady Mpanampy ao antrano

Mitady Mpanampy ao an trano: mikarakara zaza 3 taona sy tapany, manao ny asa rehetra ao atrano, kilasy mandry, efa manana experience, tsy manambady na efa lehibe anaka, mahay miteny frantsay tsara,  madio sy milamina tsara, afaka mandeha voyage.

Toerana iasana: Ankadimbahoaka Tanjombato

Raha liana dia antsoy ny

Déposée 09 septembre 2016, 09:29:28
Par Malala
Identifiant de l'annonce : b2acq9
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46