Izaho mividy entana efa niasa | Bonnes affaires - Tout | Antananarivo | Lily.mg

Izaho mividy entana efa niasa

Izaho mividy entana efa niasa
IZAHO MIVIDY ENTANA EFA NIASA:
Kojakojan-dakozia,kilalaon'ankizy,bisikileta,
Korontana tsy ilaina anaty débarras
Akanjo, kiraro ,poketra,
Radio, télé couleurs, frigos ,
Milina fanjairana,
Fanaka ,vitrines alu
Ordinateur , téléphone ,appareils photos,
Boky aman-gazety efa voavaky,
Tapis,Appareils sanitaires sns...
Manatona anao any antrano
Antsoy Mme tiana *** *** ***
Déposée 30 août 2016, 09:49:20
Par Tiana Rakoot
Identifiant de l'annonce : vemjwx
Catégorie : Bonnes affaires
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46