Mitady correspondant special | Autres - Rencontres | Antananarivo | Lily.mg

Mitady correspondant special

Manahoana,

Cherche correspondant(e) special, na avy eto tana, na avy any amin'ny province. Raha mihevitra ianao fa tsy rariny ho an'ireo Frantsay eto no manambony tena (na hoe nous sommes tous égaux) dia sahinao (aotran'ahy) no mi-réagir contre an'azy (na @ fitenenan'azy teny anglisy izany au lieu de hoe @ teny frantsay, na manao remarque azy, na mampiseo azy hoe tsy bienvenue izy eto), no sady tsy mirevy an'ireny gasy misolelaka na mihevitra fa ny vazaha ambony satria ny hay aloha, tena omeko remarque mihitsy rehefa hitako misoleladelaka ireny olona sasabny ireny satria amiko, mpanambany mpiray-tanindrazana ireny. 

Si c'est le cas, ary haha d'accord amicaux ianao, andao hifanakalo henvitra.

Max

Déposée 09 janvier 2016, 12:16:30
Par Max
Identifiant de l'annonce : 9fdxj3
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46