Cherche confident na confidente lahy na vavy | Autres - Rencontres | Antananarivo | Lily.mg

Cherche confident na confidente lahy na vavy

lehilahy 31 taona, mitady namana na marimarina kokoa, confident na confidente, na lehilahy, na vehivavy entre 20 hatramin'ny 45 taona, mba hizarana probleme sy sorisory. Olona tsotra no sady comprehensif no tena tadiaviko ary raha possibble koa, olona ouvert d'esprit, no olona manana bonne capacite d'ecoute. Mazava ho azy fa ho ataoko reciproque ireo zavatra ireo.

Misaotra mialoha,

Sedra


Déposée 27 janvier 2016, 13:51:26
Par sedra
Identifiant de l'annonce : clcd0j
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46