CANON 350D EOS 18-55mm | Images & Vidéos - Informatique & Technologies | Antananarivo | Lily.mg

CANON 350D EOS 18-55mm

CANON 350D EOS 18-55mm

Ho Anao tia mikirakira sary,na ihany koa ho anao tia maka sary tia manao shooting miaraka amin'ny namana,na ihany koa tia maka sary amin'ny marriage na évènement hafa,tena mety aminao sady afaka ny hanome fahafahampo ho anao ity appareil photo CANON 350D EOS 18-55mm ity,ireto avy ny miaraka aminy :carte CF 1GO, housse,objectif,
ary chargeur,
Marihina fa natokana hangalana sary fotsiny izy ity fa tsy natao hangalana video.Made in Japan izy.
Koa aza misalasala miantso anay raha toa ka mahaliana anao ity tolotra ity,koa araraoty fa stock limité an.
Izy ity dia afaka jifainao amin'ny vidiny 1150000 Ariary,
Manao livraison à domicile izahay.


Déposée 19 décembre 2017, 06:34:42
Par Arthur
Identifiant de l'annonce : bixjdb
Catégorie : Images & Vidéos
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46