SENSOR LED PROJECTEUR CHARGEABLE SOLAIRE | Autres - Informatique & Technologies | Antananarivo | Lily.mg

SENSOR LED PROJECTEUR CHARGEABLE SOLAIRE

SENSOR LED PROJECTEUR CHARGEABLE SOLAIRE

Ity indray ary e, 
PROJECTEUR CHARGEABLE SOLAIRE misy détécteur de mouvement. 
Izy ity dia afaka hanampy anao hanazava ny eo antokotaninanao na eo ambaravaranao rehefa misy olona mandalo na koa biby manao mouvement dia afaka hampirehitra azy.Toy Izao no fiasany :amin'ny atoandro dia micharge automatique izy amin'ny alalan'ilay plaque solaire izay hita eo amin'ny vatany,ary @ alina kosa dia mirehitra automatique izy rehefa misy olona mandalo 3 m manakaiky azy,mazava tsara izy.Rehefa miala 3m eo aminy kosa ilay olona dia maty tanteraka izy ary rehefa misy olona indray eo aminy dia miverina mirehitra izy.Eo amin'ny varavarana na vavahady no tsara ametrahana azy. 
Koa raha mahaliana anao na mety aminao ity tolotra ity dia aza misalasala miantso anay. 
izy io dia azonao jifaina amin'ny vidiny 50000 Ariary, 
izahay dia manao livraison à domicile


Déposée 19 décembre 2017, 06:32:36
Par Arthur
Identifiant de l'annonce : hyya5x
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46