Vends terrains titré et borné à Andranomanelatra | Terrains - Immobilier | Antsirabe | Lily.mg

Vends terrains titré et borné à Andranomanelatra

Vends terrains titré et borné à Andranomanelatra

Tany amidy aty ambolotsararano andranomanelatra Antsirabe, mirefy 2ha 81ara 40ca (28 140 m2); tany azo anorenana sy ambolena ary tena mahavokatra (vary antanety, katsaka, tsaramaso, sns....)akaiky rano (eau puits na mitari-drano), tonga ny fiara (accessible); toerana misy azy PK23 miditra route secondaire eo @5km fa efa tsara làlana satria akaiky ny TANY GASY; efa Titré sy Borné; prix morabe sady miady varotra kely, non morcelable.


Déposée 05 avril 2016, 13:09:11
Par Bary
Identifiant de l'annonce : wgpjk3
Catégorie : Terrains
Lieu : Antsirabe

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46