VENDS TERRAIN A ANTSIRABE ANDRANOMANELATRA | Terrains - Immobilier | Antananarivo | Lily.mg

VENDS TERRAIN A ANTSIRABE ANDRANOMANELATRA

VENDS TERRAIN A ANTSIRABE ANDRANOMANELATRA VENDS TERRAIN A ANTSIRABE ANDRANOMANELATRA

Tany amidy aty Ambolotsararano ANDRANOMANELATRA ANTSIRABE, mirefy 2ha 81ara 40ca (28 140 m2); tany azo anorenana sy ambolena ary tena mahavokatra (vary antanety, katsaka, tsaramaso, sns....)akaiky rano (eau puits na mitari-drano), tonga ny fiara (accessible); toerana misy azy PK23 alohany ho tonga any Antsirabe miditra route secondaire eo @5km fa efa tsara làlana satria akaiky ny TANY GASY; efa Titré sy Borné; prix morabe: 1200ar miady varotra, non morcelable; mety @ lotisseurs ihany koa.


VENDS TERRAIN A ANTSIRABE ANDRANOMANELATRA VENDS TERRAIN A ANTSIRABE ANDRANOMANELATRA
Déposée 08 août 2016, 14:26:27
Par Mr Barisoa
Identifiant de l'annonce : 9qv751
Catégorie : Terrains
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46