Tany Ambohimanambola | Terrains - Immobilier | Antananarivo | Lily.mg

Tany Ambohimanambola

Tany Ambohimanambola

Mbola misy ilay tany eny Ambohimanambola. 11.980 m2 (1Ha19a80Ca). Taratasy ara-dalana tsara, tongan'ny fiara tsara (accè), efa plat tsy mila terrassement intsony (pret à batir), avo toerana. Morcelable à partir 1.000m2. Prix:15.000 Ar/m2 (75.000Fmg/m2)

Fanazavana fanampiny RDV sur 033-75-109-38 / 034-18-315-31
******Tompony avy hatrany******


Déposée 12 septembre 2017, 13:42:34
Par Particulier
Identifiant de l'annonce : uguyw6
Catégorie : Terrains
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46