"TANIKO, HARENA HO AHY SY NY ANKOHONAKO" | Terrains - Immobilier | Antananarivo | Lily.mg

"TANIKO, HARENA HO AHY SY NY ANKOHONAKO"

Tany amidy eny amin'ny Résidence SOAVIMBAHOAKA Ampitatafika amin'ny vidiny mirary ary azo aloha tsikelikely.

400m²=9.600.000Ar=800.000Ar isam-bolana = 12 volana
500m²=12.000.000Ar=1.000.000Ar isam-bolana = 12 volana
650m²=15.600.000Ar=1.300.000Ar isam-bolana = 12 volana
700m²=16.800.000Ar=700.000Ar isam-bolana = 24 volana
850m²=20.400.000Ar=850.000Ar isam-bolana = 24 volana
1020m²=24.480.000Ar=1.020.000Ar isam-bolana = 24 volana

Tany tongan'ny fiara tsara
Tonga dia azo anorenana ary efa maro ny foto-drafitr'asa eny an-toerana
Toerana milamina
Efa misy jiro

Contact : 034.97.233.95 

Misaotra tompoko.


Déposée 10 octobre 2017, 12:21:16
Par PArticulier
Identifiant de l'annonce : f7kbw4
Catégorie : Terrains
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46