mitady trano ahofa ankadivato | Maisons - Immobilier | Antananarivo | Lily.mg

mitady trano ahofa ankadivato

mitady trano ahofa ankadivato

Olon-tsotra, 

mitady trano hofaina, amoron-dalàna ampitan'ny Banky BFV ankadivato na manakaiky ny Scav ankorahotra iny., 1L 1 chambre na 1 grande chambre ftsn miampy lakozia. Anatiny ny WC sy ny douche. Mitokana kontera jiro sy rano. Raha misy tokontany kely dia tena mety koa. 

Hofany: 200.000 ar hatramin'ny 300.000 ariary

Mpanofa mahakarakara trano tsara & bon payeur


Déposée 11 septembre 2016, 21:32:27
Par Rosie
Identifiant de l'annonce : 34pkmn
Catégorie : Maisons
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46