Bureau avec connexion Internet pour freelances | Bureaux & Commerces - Immobilier | Antananarivo | Lily.mg

Bureau avec connexion Internet pour freelances

Bureau avec connexion Internet pour freelances

Raha miasa amin'ny Internet andavan'andro ianao ka tsy manana connexion Internet. Zahay mampanofa connexion Internet illimitée aty antranonay. Mankaty fa tsy oe ny boxnay no omenay anao.

Misy pc azo ampiasana fa afaka mitondra pc satria tsy ampy.

Tarifs:

5 000Ar/ jour

20 000Ar / semaine

70 000Ar / mois

Mitondra appareil ianao ( tablette, ordinateur etc)

Afaka mandray anao izahay entre 06 - 18h ny Lundi au Samedi.

Toerana: Ambohidroa Ambohimanarina ( entre Andranomena sy Ambodimita).  Tsy amoron'arabe principale fa calme azo iasana tsara. Misy wc fosse sceptique azonao ampiasaina, misy cuisine azonao hamanana sakafo.

Contact: na


Déposée 03 mai 2016, 07:14:18
Par Internetatana
Identifiant de l'annonce : mx12i9
Catégorie : Bureaux & Commerces
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46