AHOFA TSENA GARGOTY | Bureaux & Commerces - Immobilier | Antananarivo | Lily.mg

AHOFA TSENA GARGOTY

AHOFA TSENA GARGOTY

Ahofa tsena gargoty Ambohimanarina eo amin'ny arret bus manga, refiny 2.5m*6.5m misy coin cuisine, jiro ,rano, wc.

Hofany 1 000 000fmg+commission 1 000 000 fmg.

Afaka atao fond de commerce koa 5 000 000 fmg (seza 20, table 5, vitrine hazo lehibe, etagère, commission).

Afaka mivarotra avy hatrany.

Mila miomana manamboatra tafo fa misy mitete kely sy manatsara varavarana (miala @ hofan-trano ny laninao).

Contrat 2 ans.

MIANTSOA AVY HATRANY 

Déposée 26 décembre 2017, 11:49:21
Par RANDRIANTSALAMA
Identifiant de l'annonce : rsaaz1
Catégorie : Bureaux & Commerces
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46