vends:savon et creme bravia | Autres - Immobilier | Antananarivo | Lily.mg

vends:savon et creme bravia

vends:savon et creme bravia vends:savon et creme bravia

Amzao akatoka ny fety ho avy izao dia manaolotra anareo ito izahay:SAVON ET CREME BRAVIA
‪#‎Baba_de_caracol‬
-Tsisy risque
-Tsisy effet secondaire
-Certifie

‪#‎Mitsabo_manala_manadio_hoditra‬:

-Olatra efa ela nitoerana(cheloide,cicatrice):
*may
*nodidina
*ratra
-Mony
-Tsatsakaotra(vergeture)
-Mainty mainty @ tarehy na @vatana sy ny kibo,panda,tache
-Lalandra mivonto @ ranjo(varice)

‪#‎Fomba_fampiasana_azy‬

-Sasana @savony ny faritra voakasik'ireo voalaza ireo
-Osorana creme avy eo rehefa izy madio tsara iny
-Atao massage kely raha olatra,na lalandra mivonto
-Tsara kokoa atao maraina sy ariva

‪#‎Fomba_azahoana_azy‬

-Livrenay any @toerana izay tianao anaterana azy na any antrano na any ampiasana na eny andalana
-Aloa eo ampanaterana ny entana ny vola

vends:savon et creme bravia vends:savon et creme bravia
Déposée 31 décembre 2015, 10:42:16
Par passe par tous
Identifiant de l'annonce : yk5x76
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46