SENSOR LED PROJECTEUR CHARGEABLE SOLAIRE | Autres - Immobilier | Antananarivo | Lily.mg

SENSOR LED PROJECTEUR CHARGEABLE SOLAIRE

SENSOR LED PROJECTEUR CHARGEABLE SOLAIRE

GRAND PROMOTION E
PROJECTEUR CHARGEABLE SOLAIRE misy détécteur de mouvement. 
Izy
ity dia afaka hanampy anao hanazava ny eo antokotaninanao na eo
ambaravaranao rehefa misy olona mandalo na koa biby manao mouvement dia
afaka hampirehitra azy.Toy Izao no fiasany :amin'ny atoandro dia
micharge automatique izy amin'ny alalan'ilay plaque solaire izay hita eo
amin'ny vatany,ary @ alina kosa dia mirehitra automatique izy rehefa
misy olona mandalo 3 m manakaiky azy,mazava tsara izy.Rehefa miala 3m eo
aminy kosa ilay olona dia maty tanteraka izy ary rehefa misy olona
indray eo aminy dia miverina mirehitra izy.Eo amin'ny varavarana na
vavahady no tsara ametrahana azy. 
Koa raha mahaliana anao na mety aminao ity tolotra ity dia aza misalasala miantso anay. 
izy io dia azonao jifaina amin'ny vidiny 30000 Ariary, 
izahay dia manao livraison à domicile
Koa Araraoty Fa Mandalo Io A Satria Efa Nalatsaka Be Ny Vidiny













Déposée 12 janvier 2018, 07:09:12
Par Arthur
Identifiant de l'annonce : rv5ttb
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46