PLAQUE SOLAIRE 9V,5W,USB CHARGEUR SOLAIRE POUR UN | Autres - Immobilier | Antananarivo | Lily.mg

PLAQUE SOLAIRE 9V,5W,USB CHARGEUR SOLAIRE POUR UN

PLAQUE SOLAIRE 9V,5W,USB CHARGEUR SOLAIRE POUR UN

GRAND PROMOTION
VAOVAO BE AFAKA HANALA NY FAHASAHIRANANAO AMIN'NY FI CHARGENA BATTERY
REHEFA ANY ANTANY LAVITRA IANAO NA IHANY KOA SANDRA MANAO MISSION ANY
AMIN'NY TOERANA TSY MISY JIRO
Izy ity dia panneau solaire 9V ary
5W, pollycristalline izy noho izany  na dia hazavana ary dia afaka
hichargeny ny battery ab'by telephone anao,izy ity dia sortir USB iray
no hita aminy ary afaka adaptenao hanana sortie maromaro izy ra
telephone maromaro no tinao ho chargena aminy,Natokona hi chargena
telephone na tablette izy.
Koa raha maha liana anao ity tolotra ity dia aza misalasal miantso  anay.
Izy io dia jifainao @ vidiny 100000 Ariary
Araraoty ary e
efa nalatsaka be mihintsy ny vidiny an tsy tahaka ny teo aloha
livraison à domicile




Déposée 12 janvier 2018, 07:07:41
Par Arthur
Identifiant de l'annonce : o072qy
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46