Manamboatra fasana | Autres - Immobilier | Antananarivo | Lily.mg

Manamboatra fasana

Manamboatra fasana

Mpanamboatra fasana moderne manaraka ny norme sy ny fenitra takiana ary ny kalitao. Vato voafantina. Manaja ny fe-potoana omena ary ny fifanarahana ifanaovana.

Manana mpiasa efa za-draharaha sy araka izay ilaina.

Isa farafara : 6 - 9 - 12

Karama : Azo ifanarahana tsara

Contact : ANDRIANASOLONAVALONA Herifidy 



Déposée 16 juillet 2016, 17:54:02
Par Andrianasolonavalona Herifidy
Identifiant de l'annonce : vvzi17
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46