LAMPE DU JARDIN SOLAIRE | Autres - Immobilier | Antananarivo | Lily.mg

LAMPE DU JARDIN SOLAIRE

LAMPE DU JARDIN SOLAIRE

LAMPE DU JARDIN  SOLAIRE

Anisan'ny mety aminao ity raha tinao hazava ny eny antokotaninao eny amin,'ny jardin anao na dia tapaka aza ny jiro ao an-trano satria izy dia dia sady haingon'ny jardin anao no hanazava ny tokotaninao

tsy mila courant izy fa chargeable solaire mora hampiasaina satria amin'ny atoandro izy micharge automatique ary amin'ny alina izy mirehitra automatique ihany koa mandram-parainan-ny andro afka atao amin'ny allé ihany koa izy.Marihina fa 50cm ny hauteur any ary 5cm eo ny diamètre an'ilau inox misy an'ilay plaque solaire eo amboniny.Koa raha maha liana anao ity tolotra ity dia aza misalasala intsony mianntso anay fa vonona ny hanome fahafaham-po anao izahay.

Izy ity moa dia jifainao amin'ny vidiny 80000Ariary ny iray

Livraison à domicile








Déposée 09 janvier 2018, 11:27:54
Par Arthur
Identifiant de l'annonce : m83fdb
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46