maison à louer (en périphérie) | Appartements - Immobilier | Antananarivo | Lily.mg

maison à louer (en périphérie)

maison à louer (en périphérie)

BJR DAHOLO !!!
LOCATION DAHOLO IRETO HO AN'IREO IZAY MITADY TRANO HOFAINA ANY AMIN'NY PERIPHERIE AN 'Antananarivo
1- IAVOLOHA trano efitra 2 lehibe (1 isaky ny étage), amin'ny terrain 1000 m2 be izao. cloturé du loyer .
: 2 millions 500 fmg
2- IAVOLOHA , maison basse misy efitra 4 conforts. miaraka amin'ny surface 1000 m2 ihany koa. PRIX du loyer : 2 MILLIONS FMG
3- AMBOHIMANGAKELY APPARTEMENT ao amin'ny 1ère etage misy efitra 3 confort tsara. misy garage ho an'ny fiaranao. PRIX du loyer: 2 millions fmg.
4- TALATAMATY AMBOROPOTSY, appartement misy efitra 2 lehibe conforts ( misy piscine eo antonkotany) PRIX DU LOYER : 2 million 500fmg.

contacts: mp ou ou encore


Déposée 03 mars 2016, 14:15:00
Par mr mamy
Identifiant de l'annonce : 7c93n7
Catégorie : Appartements
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46