Joli appartement à louer 200 000Ar ANDRANOMENA | Appartements - Immobilier | Antananarivo | Lily.mg

Joli appartement à louer 200 000Ar ANDRANOMENA

Joli appartement à louer 200 000Ar ANDRANOMENA

Trano vaovao ahofa ety AMBOHIDROA ANDRANOMENA
( entre ANDRANOMENA sy AMBODIMITA ilay toerana ary mety raha miasa na mianatra manodidina AMBOHIMANARINA,
ANDRANOMENA, AMBOHIBAO, ALAROBIA, ANDRAHARO ianao.)

- Appartement natao ho ana couple na fianakaviana kelikely.
- Efitra 1 lehibe en forme L, ambony rihana azon\\\'ny masoandro tsara. Carreaux daholo.
- Lakozia, douche sy wc anatiny
- Misy jiro sy rano jirama
- Tanàna madio sy milamina
- Tsy amoron\\\'arabe ary tsy tongan\\\'ny fiara fa tongan\\\'ny moto.
Raha mitady trano tsara sy milamina dia mety fa raha mitady toerana amoron\\\'arabe ianao dia tsy mety aminao.

Hofany: 200 000Ar/ mois
Contact: Mail:

Déposée 07 juillet 2017, 08:11:29
Par tranoahofa
Identifiant de l'annonce : jg5xtl
Catégorie : Appartements
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46