A LOUER JOLI APPARTEMENT WIFI ILLIMITE 200 000AR | Appartements - Immobilier | Antananarivo | Lily.mg

A LOUER JOLI APPARTEMENT WIFI ILLIMITE 200 000AR

A LOUER JOLI APPARTEMENT WIFI ILLIMITE 200 000AR

Trano vaovao ahofa ety AMBOHIDROA ANDRANOMENA
( entre ANDRANOMENA sy AMBODIMITA ilay toerana ary mety raha miasa na mianatra manodidina AMBOHIMANARINA, ANDRANOMENA, AMBOHIBAO, ALAROBIA, ANDRAHARO ianao.)

Misy Connexion WIFI ILLIMITE ny trano. - Misy jiro sy rano JIRAMA -  Tanàna madio sy milamina. Tsy amoron'arabe ary tsy tongan'ny fiara fa tongan'ny moto. - Belle vue aux alentours.
Raha mitady trano tsara sy milamina dia mety fa raha mitady toerana amoron'arabe ianao dia tsy mety aminao.

Carreaux daholo ny efitrano.
1er étage: Une grande pièce en L, miampy cuisine, douche, wc fosse sceptique anatiny. 200 000Ar/ mois

2è étage: 2 pièces, cuisine, wc, douche anatiny, terrasse. 230 000Ar/ mois

Contact: Mail:

Déposée 30 juin 2017, 06:47:33
Par tranoahofa
Identifiant de l'annonce : ysj2yb
Catégorie : Appartements
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46