Torohevitra amin'ny fitadiavana asa | Recherches d'emploi & services - Emploi & Services | Antananarivo | Lily.mg

Torohevitra amin'ny fitadiavana asa

Miarahaba ny rehetra.

Misy seminera hizarana torohevitra amin’ny fitadiavana asa (zavatra tokony ho fantarina, ny tokony omanina, fanomanana “entretien” sns…)  izay ho atao ny Talata 01 Novambra 2016.

Raha mahaliana anao izany, dia  toy izao manaraka izao ny fandaminana hanamorana ny fisoratana anarana, satria voafetra ny toerana.

Entanina isika izay liana amin’izany seminera izany hiditra mambra ao amin’ny Page facebook misy ny groupe ny “Tsiambarantelon’ny fahombiazana”. Ao no hahitantsika fanazavana misimisy mikasika io seminera io. Dia mba zarao amin’ny namanao, ho fifanampiana!

Tsy misy vidim-pidirana


Déposée 26 octobre 2016, 21:41:01
Par RABOANARIJAONA
Identifiant de l'annonce : d5xc16

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46