Olona « HIVAROTRA MANDEHANDEHA AN-DALAMBE » | Offres d'emploi & services - Emploi & Services | Antananarivo | Lily.mg

Olona « HIVAROTRA MANDEHANDEHA AN-DALAMBE »

Olona « HIVAROTRA MANDEHANDEHA AN-DALAMBE »

ADJ (L’Austral Des Jeux) dia mitady olona :

" HIVAROTRA MANDEHANDEHA AN-DALAMBE "

Ny angatahana aminao :

• Olona mavitrika sy mazoto miasa

• Mahay mandresy lahatra amin’ny varotra (mivarotra mandehandeha eny amin’ny lalana)

• Efa feno taona (18 taona no miakatra)

Raha vonona ianao dia antsoy ny +261-32-03-133-33 raha haka Rendez-vous (Ora fandraisana : 08h00 - 17h00).

*Tsara ny karama (Fixe + Pourcentage + Primes)

*Contrat CDI


Déposée 13 février 2018, 11:35:27
Par ADJ
Identifiant de l'annonce : z29oi0

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46