MAMPIANATRA TENY ANGLISY | Offres d'emploi & services - Emploi & Services | Antananarivo | Lily.mg

MAMPIANATRA TENY ANGLISY

Mampianatra teny anglisy (anglais parlé); Sarany: 2 500 Ar/ ny 1 heure 30 ra olona iray, 2 000 Ar/ ny 1 heure 30 / personne raha olona mihoatra ny iray no hianatra; Fotoana: isaky ny sabotsy ihany; Toerana: ny mpianatra no miantoka; Fidirana: izay ifanarahana; Niveau misy: high beginner hatramin’ny advanced – 40 h ny niveau iray.

Raha mila fanazavana fanampiny, manorata @ ity adresse ity:


Déposée 11 mai 2017, 06:37:23
Par Englishtutor
Identifiant de l'annonce : 12agnv

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46