FAMPIANARANA MIOMPY AKOHO MANATODY LAVA SNS | Offres d'emploi & services - Emploi & Services | Antananarivo | Lily.mg

FAMPIANARANA MIOMPY AKOHO MANATODY LAVA SNS

ATELIER MITSINJO MPIOMPY

MAMPIANATRA MIOMPY AKOHO MANATODY LAVA ,AKOHO GASY FAKANA NOFO SNS.......

EFA MANANA TRAIKEFA 30 TAONA

FAHARETANY FIANARANA : 1 ANDRO ( 9 ORA)

MISY CERTIFICAT ARA-PANJAKANA ZARAINA HO AN'NY MPIOFANA REHETRA, AFAKA MAKANY AMIN'NY FARITANY

ECOLAGE+DROIT: 65.000AR 

FAMPIANARANA TENA AZO ANTOKA

TOERANA FOIBE: VV 201 TER VVA MAROHOHO TSIMBAZAZA TANA


Déposée 06 juin 2016, 09:11:12
Par Raharijaona Andry
Identifiant de l'annonce : f76qqz

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46