AFAKA MANOME MPANAMPY ANAO IZAHAY | Offres d'emploi & services - Emploi & Services | Antananarivo | Lily.mg

AFAKA MANOME MPANAMPY ANAO IZAHAY

Ho anao sahirana mitady mpiasa trano na irakiraka ao amin’ny birao,afaka manome fahafaham-po anao izahay toy ny : mpitaiza,mpanasa lamba, mpikarakara zaridaina, gardien, olona manao ny asa rehetra, coursier ….

Misy olona araka izay ilainao ato aminay, azo antoka,manana taratasy ara-dalana ary ampy taona

Misy garantie

Contact: 033 40 424 66


Déposée 19 octobre 2016, 13:47:46
Par P
Identifiant de l'annonce : 77sptb

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46