Vends livre d'anglais | Autres - Emploi & Services | Antsirabe | Lily.mg

Vends livre d'anglais

Vends livre d'anglais

Boky fianarana TENY ANGLISY amin'ny fomba HAFAKELY. Boky mirakitra ireo voambolana sy fomba fitenenana tena fampiasa amin'ny fiainana andavanandro, ahitana 53 thèmes. Miaraka amin'ny CD audio (accent américain) sy Phrasebook misy dikanteny malalaka (Anglais - Malagasy). Ahafahana mampiana-tena, tsy voatery mandeha any an-tsekoly. Boky nosoratana mpampianatra teny anglisy Malagasy, matihanina sy manana traikefa. Vokatra azo antoka 100%.


Déposée 10 mai 2016, 18:24:40
Par Mirindra
Identifiant de l'annonce : leajad
Catégorie : Autres
Lieu : Antsirabe

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46