MPANAO BRODERIE SY SMOCK | Autres - Emploi & Services | Antananarivo | Lily.mg

MPANAO BRODERIE SY SMOCK

Mitady atelier manao broderie sy broderie smock iarahana miasa (tsy olona irery satria maromaro ny commande). TENA ILAINA : Lazalazao ny mombamomba ny atelier-nao (isan'ny mpiasa, nisokatra oviana, karazan'entana entana toy inona no mahazatra ataonao, ...) ao amin'ny email-nao voalohany.

Misaotra.

email :

Déposée 22 février 2016, 13:58:43
Par Fano
Identifiant de l'annonce : zpmqu1
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46