Mitady namana vehivavy | Autres - Emploi & Services | Antananarivo | Lily.mg

Mitady namana vehivavy

Manahoana,

Lehilaly 37 ans, mitady namana vehivavy izay manana problème relationnel ao anivon'ny couple ary mitady mafy namana lehilahy mba hizarana azy, no sady koa mitady olona se socialiser-na sy hizarana hevitra à raison de 1 fois par semaine ohatra no sady misotro café.

Ny tenako moa, azo lazaina hoe tsotra ihany, ary mahay mi-comprendre tsara.

A titre d'information, mipetraka coté Ankadivato ahy.

Miandry-nao izany mba hizarana hevitra.

veloma vetivety,

H.

Déposée 18 mai 2017, 09:11:46
Par D
Identifiant de l'annonce : ulasr4
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46