AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB | Vacances & Loisirs - Bonnes affaires | Autres | Lily.mg

AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB

AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB

TOLOTRA MAHARITRA 3 ANDRO/ 2 ALINA

Fiaingana : Hôtel restaurant « LE BATELAGE »  Morondava

Isaky ny :  ALATSINAINY – ALAROBIA – ZOMA

Amin’ny 6.30 Maraina

Andro voalohany : MORONDAVA – BEKOPAKA

Fiaingana eo Morondava, mandalo ny « Allée des baobabs » sy ny baobab amoureux, mijanona 5 - 10 mn isaky toerana fangalana sary sy fankafizana ny hankanton'ny baobab RENALA, miampita ny renirano Tsiribihina, mandalo sy misakafo eo Belo Tsiribihina. Mivantana ao amin'ny hotel Tananakoay na izay hotely hafa mety aminao. 

Andro faharoa : BEKOPAKA

Fitsidihana ny valan-javaboary Tsingin’i Bemaraha (Gorges de Manambolo amin'ny alalan'ny fandehanana lakana sy dia an-tongotra ao anatin'ny circuit Grand Tsingy), tarihin'ireo mpitari-dia ao an-toerana.

Andro fahatelo : BEKOPAKA – MORONDAVA

Fiverenana ho any Morondava. Mandalo Belo sur Tsiribihina, miampita baka, mamonjy ny fodian'ny masoandro eo amin’ny “Allée des baobabs” alohan'ny ahatongavana ao Morondava. 

Samy misafidy ny toerana fatoriana ny eo Morondava saingy afaka manampy izahay amin'ny famandrihan-toearana sy ny torohevitra rehetra ilaina.

Sarany: 

200 000 AR  ho an'ny teratany malagasy, 

300 000 AR ho an'ny teratany Vahiny

Ireo tafiditra amin'ny sarany voalaza:

  • Ny fitaterana mandritra ny 3 andro miala eo Morondava mandra-piverina eo
  • Ny saram-pitsidihana ny Tsingy de Bemara (Ticket parc et frais de guide)
  • Excursion gorge manambolo sy Randonnée à Andamozavaky (Grand tsingy)
  • Rano 1 tavoahangy isan'olona, isan'andro


                     Ireo tsy tafiditra amin'ny sarany voalaza:

  • Ny sakafo rehetra sy ny saran'ny fatoriana any bekopaka sy Morondava
  • Ny fitanterana mampitohy an'Antananarivo na toerana hafa sy Morondava

Fanamarihana: 
  • Tsy natao ho an'ny zaza latsaky 7 taona ity tolotra ity  
  • Tsy natao ho an'ireo olona saro-panina.
  • Tsara raha manao famandrihantoerana mialoha
  • Tsy maintsy mahafeno olona 4 farafahakeliny vao afaka mandeha ny zotra

Zavatra ilaina: 

Sac de voyage type sac à dos de préference, lampe torche, chaussures de marche, vêtements légers, crême solaire et produit moustique, vos effets personnels. Poids de bagage conseillé 15 kg maximum.


AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB AVENTURE TSINGY DE BEMARAHA / ALLEE DE BAOBAB
Déposée 12 juillet 2016, 15:28:55
Par MADAGASCAR TOURING
Identifiant de l'annonce : gmsuq9
Catégorie : Vacances & Loisirs
Lieu : Autres

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46