PLAQUE SOLAIRE 9V,5W,USB CHARGEUR SOLAIRE POUR UN TELEPHONE
ARRIVAGE AFAKA HANALA NY FAHASAHIRANANAO AMIN'NY FI CHARGENA BATTERY REHEFA ANY ANTANY LAVITRA IANAO NA IHANY KOA SANDRA MANAO MISSION ANY AMIN'NY TOERANA TSY MISY JIRO
Izy ity dia panneau solaire 9V ary 5W, pollycristalline izy noho izany na dia hazavana ary dia afaka hichargeny ny battery ab'by telephone anao,izy ity dia sortir USB iray no hita aminy ary afaka adaptenao hanana sortie maromaro izy ra telephone maromaro no tinao ho chargena aminy,Natokona hi chargena telephone na tablette izy.
Koa raha maha liana anao ity tolotra ity dia aza misalasal miantso anay.
Izy io dia jifainao @ vidiny 130000 Ariary
Araraoty ary e
livraison à domicile
Déposée
09 janvier 2018, 11:47:55
Par Arthur
Identifiant de l'annonce : lprx72
Par Arthur
Identifiant de l'annonce : lprx72