VAROBOBA VAROBOBA | Autres - Bonnes affaires | Antananarivo | Lily.mg

VAROBOBA VAROBOBA

VAROBOBA VAROBOBA
Ny LYCEE PRIVE CHARLEMAGNE Antohomadinika dia manasa anareo rehetra liana amina "VIDE GRENIER - VIDE DRESSING" ho tonga eny an-toerana ny asabotsy 30 avril 2016 sy ny alahady 01 may 2016 manomboka amin'ny 9 ora maraina. Na hivarotra na hividy dia vonona ny handray anareo izahay. Koa aza misalasala ary fa sao any no ahitana ny mahasoa.
Déposée 18 avril 2016, 10:06:01
Par Setra
Identifiant de l'annonce : imv1h8
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46