SOLIKA de retour à l'AfT le 19 février | Autres - Bonnes affaires | Antananarivo | Lily.mg

SOLIKA de retour à l'AfT le 19 février

SOLIKA de retour à l'AfT le 19 février

Noho ny fangatahan'ny maro, ny Alliance française dia manolotra ★Zoma mahafinaritra faharoa★ indray iarahana @ tarika ❝ SOLIKA❞ hatrany ny 19 febroary @ 6 ora sy sasany hariva ety @ AfT Andavamamba. Hisy ihany koa ny fivarotana ireo sangan'asan'ny tarika. Tapakila : 5 000Ar/Mpikambana : 4 000Ar. Antsoy ny na ny na manorata ‪#‎MP‬ eto @ Facebook.

Déposée 11 février 2016, 07:07:33
Par Alliance française Andavamamba
Identifiant de l'annonce : hlkxdj
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46