Solika à l'AfT Andavamamba | Autres - Bonnes affaires | Antananarivo | Lily.mg

Solika à l'AfT Andavamamba

Solika à l'AfT Andavamamba

Mankafy "hira tranainy" ve ianao ? Tonga ary ilay fotoana nandrasanao. Ny Alliance française d'Antananarivo dia manolotra ho anao Zoma mahafinaritra hiarahana amin'ny tarika ‪SOLIKA‬ ny 5 febroary 2016 amin'ny 6 ora sy sasany hariva ety amin'ny Aft Andavamamba Antananarivo. Hokaloiny mandritra io fampisehoana io ireo hira efa nahafantaranao azy hatramin'izay toy ny "Mifankatiava ihany", "Vorom-potsy", "Bakobako roa"'. Ny tapakila dia efa azonao jifaina ety @ AfT Andavamamba amin'ny vidiny 5000Ar ary 4000Ar kosa ho an'ny mpikambana. Antsoy ny raha hamandrika toerana. Tongava maro !!!

Déposée 18 janvier 2016, 08:31:30
Par Alliance française Andavamamba
Identifiant de l'annonce : s9u0bd
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46