Mivarotra Gisa lehibe avy any Ambatondrazaka | Autres - Bonnes affaires | Antananarivo | Lily.mg

Mivarotra Gisa lehibe avy any Ambatondrazaka

Ho anareo,  olon-tsotra na service traiteur..., izay mila gisa anaovana fety na zavatra hafa :

  • Efa voakarakara tsara sy niompiana tany Ambatondrazaka, lehibe tsara tsy toy ny isan'andro.
  •  Milanja 5 kg
  •  Amin'ny 20 décembre 2015 no tonga eto Antananarivo
  • Livraison à domicile
  • Azo entina miverina raha tsy mahafa-po
50000 Ar ny iray (1)

Raha hanao commandes dia antsoy ny numéro Tél. etsy ambany handraisana ny Adresse, Numéro Tél. ary ny anarana feno

Déposée 16 décembre 2015, 16:38:13
Par Niry
Identifiant de l'annonce : 4o2b8w
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46