Madajazzcar : concert Lockwood & Silo | Autres - Bonnes affaires | Antananarivo | Lily.mg

Madajazzcar : concert Lockwood & Silo

Madajazzcar : concert Lockwood & Silo

Mankafy ny mozika Jazz ve ianao ? Hetsika miavaka no atolotry ny Alliance française Andavamamba mandritra ny fankalazana ny andiany faha-27 @ Festival Madajazzcar.

Tongava ary @ fampisehoana ataon'i Lokcwood & Silo ety @ Alliance française Andavamamba ny Talata, 4 Oktobra @ 6 ora sy sasany hariva.

Tsy misy vidim-pidirana !

Déposée 03 octobre 2016, 09:31:01
Par Alliance française d'Antananarivo
Identifiant de l'annonce : h7nkgt
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46