Gisa lehibe sady tsara avy any Ambatondrazaka | Autres - Bonnes affaires | Antananarivo | Lily.mg

Gisa lehibe sady tsara avy any Ambatondrazaka

Ho anareo mila gisa atao @ krisimasy na ampiasaina @ restaurant, services traiteur...

- Gisa tena lehibe sady tsara : milanja 5 kg
- Livraison à domicile (misy automobile manatitra) : Afaka entina miverina raha tsy tapa-kevitra ny hividy
- Vidiny : 50000 Ar ny iray
- Raha hanao commandes : antsoy ny laharana  tél. : mba handraisana ny Anarana, adresses ary ny nomerao Tél.

Manatena ny fandraisana anjara ary mirary noely sambatra

Déposée 22 décembre 2015, 10:46:37
Par Niry
Identifiant de l'annonce : 5clwpw
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46