BOKY TANTARA AN-TSARIALAINA (ROMAN PHOTO) | Autres - Bonnes affaires | Antananarivo | Lily.mg

BOKY TANTARA AN-TSARIALAINA (ROMAN PHOTO)

BOKY TANTARA AN-TSARIALAINA (ROMAN PHOTO)
Misy tantara maro samihafa amin’ny fiteny malagasy ary lalaovina sy vokarina malagasy izy ity. Manodidina ny 50 isa eo no efa voavolavola azo jifaina. 
Habe : A4 na A5, miloko avokoa na anatiny na ivelany, 
Pejy arakaraky ny halavan’ny tantara 
N.B : Raha te hanana ny bokinareo manokana koa ianareo (mpinamana, mpihavana, mpiara-miasa, mpiara-mivavaka, mpiray fikambanana…) ary hamoronana tantara atao boky tantara an-tsarialaina ianareo dia azo atao ihany koa izany. Ianareo ihany no mampiaina sy milalao ao anatin’ny tantara. Fifanarahana manokana indray ny amin’izay.


Vidiny : A5 dia 20.000 ariary (100.000 fmg) ary A4 dia 30.000 ariary (150.000 fmg) 

Déposée 31 octobre 2018, 09:09:32
Par Leo Bibikely
Identifiant de l'annonce : d43sp3
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46