BOKY OAY Ô ! (Diary) | Autres - Bonnes affaires | Antananarivo | Lily.mg

BOKY OAY Ô ! (Diary)

BOKY OAY Ô ! (Diary)
Loko logo maitso : 
Ny mombamombanao rehetra izay tianao no hamenoana ny boky. Amin’ny maha Diary azy izay dia fandraketana ireo heverinao fa zava-dehibe tamin’ny fiainanao hatramin’ny fahazazana ka hatramin’ny fahalehibeazana ity boky maitso ity. Mety ihany koa ho an’ny jaobily (asa, fiangonana, fanambadiana…) izy ity. Entinao fotsiny ny sarinao rehetra tianao harakitra sy ny lahatsoratra mifandraika amin’izany. 
Habe : A4, miloko avokoa na anatiny na ivelany, 
12 Pejy

Déposée 31 octobre 2018, 09:04:52
Par Leo Bibikely
Identifiant de l'annonce : yplfyt
Catégorie : Autres
Lieu : Antananarivo

Envoyer un e-mail à l'annonceur

×
Vérification
Lily.mg Adresse : Villa Rose 30 Rue Emile Ranarivelo Behoririka , Antananarivo, Analamanga, Madagascar. e-mail : info@lily.mg Téléphone : +261 34 15 750 73 - +261 33 92 013 46